|
|
|
|

Entry1  mamely rarangy
Elementary words  2 mamely, 3 rarangy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonyms  6 manao rarangy, mikatroka rarangy

Updated on 2025/09/12